4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Reny - TOVO J'HAY

Efa impiry   moa
tsy indray tsy indroa   
efa mba maro ‘zay
Tsy nolavinao fa noraisinao   
'ty foko diso tety
‘Ndraindray aza aho nandreraka   
Mila   ho ketraka ny fo sy fanahy
Tsy mba mety ho ritra ireo ditraditra
Izay tsy tianao

Tsy nahafoy anao,   
tsy nanary anao   
Fa mbola teo foana
Fitia tsy mety ho lo,
nanenika ny fo


Ref   Ianao nampianatra ahy hamindra
          ‘Reo fiainanay ho tsara rindra
            Nampitony ny adin-tsaina   
          raha mitaraina
            Tsy mba sasatra nanitsy
          'Reo hadalana vitsivitsy
            Fay !   nandreraka anao      
            tsy hanao intsony aho


Efa impiry   moa   tsy indray tsy indroa   
Efa mba maro ‘zay
Tsy nolavinao   fa noraisinao ''ty foko diso tety
‘Ndraindray aza aho nandreraka
Mila ho ketraka ny fo sy fanahy
Tsy mba mety ho ritra ireo ditraditra   
Izay tsy tianao

Tsy nahafoy anao,    tsy nanary anao   
Fa mbola teo foana
Fitia tsy mety ho lo nanenika ny fo


Ref   Ianao nampianatra ahy hamindra
          ‘Reo fiainanay ho tsara rindra
            Nampitony ny adin-tsaina raha mitaraina
            Tsy mba sasatra nanitsy
            ‘Reo hadalana vitsivitsy
            Nanaraka ahy eny foana mandava-taona

            E e e, ianao tsy foiko,……




Tovo J’Hay

Partager reny

Commenter reny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TOVO J'HAY

Suite